Esprit Revue Noire
Une collection fondatrice

Fampirantiana ny sanganasa
avy ao amin’ny Collection Revue Noire

FAMPIRANTIANA HATRAMIN’NY
31 MARTSA 2023

Hakanto Contemporary dia faly manolotra ny fampirantiana
ESPRIT REVUE NOIRE UNE COLLECTION FONDATRICE,
sanganasa avy amin’ny Collection Revue Noire.

Hanomboka ny 26 Novambra 2022 hatramin’ny 31 Martsa 2023,
Ity fampirantiana ity dia manolotra sary maherin’ny 140 avy amin’ny mpaka sary iraisam-pirenena manodidina ny 30, mampiseho voalohany an’ity tahiry iraisam-pirenena manandanja ity ho an’ny mpitsidika malagasy.

Mpitantana sy mpandrindra ny fampirantiana, Jean Loup Pivin sy Pascal Martin Saint Leon

Hakanto Contemporary
Alhambra Gallery . Rihana faharoa
Ankadimbahoaka . Antananarivo
Madagasikara