© Studio Joël Andrianomearisoa

A-5
FANASANA

Alohan’ny bitsiky ny fifandaozana
Mba tsy ny tsiaro sisa no hitoetra


Faly izahay manasa anao amin’ny fanokafana ny fampirantiana vaovao
an’i Hakanto Contemporary, ary manantena sahady ny handray anao.


PLEASE
SING ME MY SONG
BEFORE YOU GO
Joël Andrianomearisoa


SABOTSY 12 APRILY 2025
3 ORA TOLOKANDRO
HATRAMIN’NY 7 ORA HARIVA


HAKANTO CONTEMPORARY
ALHAMBRA GALLERY . RIHANA FAHA-2
ANKADIMBAHOAKA . ANTANANARIVO
MADAGASIKARA


Novokarina niaraka tamin’ny Kantoko
Iarahana amin’ny Filatex Properties
Ary tohanan’ny Fonds Yavarhoussen


Hakanto Contemporary dia tetikasan’i
Joël Andrianomearisoa sy Hasnaine Yavarhoussen
tohanan’ny Fonds Yavarhoussen

HAKANTO CONTEMPORARY . ALHAMBRA GALLERY . ANKADIMBAHOAKA
ANTANANARIVO 101 . MADAGASCAR . Tel. +261 32 05 063 36 . CONTACT@HAKANTOCONTEMPORARY.ORG